Horonantsary ora maromaro mampiseho faritra sasany ao Madagasikara

Nandalo andro maromaro tao Madagasikara ry zareo avy ao amin'ny Hors-frontières tamin'ity volana ity ka namoaka ireto horonantsary maromaro zaraina amintsika eto ambany ireto. Ny tetikasa Hors-frontières dia tetikasa nataon'ity mpitsangatsangana iray antsoina hoe Ludovic hitety an'izao tontolo izao ao anatin'ny 15 taona. Amin'izao fotoana izao dia efa maherin'ny zato ny firenena voatsidika ary mbola mitohy hatrany izany.

Ankafizo avy hatrany ary ny horonantsary

 

Fidinana tao Ivato Antananarivo

Ivato Seranam-piaramanidina

Ivato Antananarivo

Miditra alina ao Antananarivo

Manodidina an'Antananarivo

Antananarivo tampon-tanàna

Antananarivo Tsimbazaza

Antananarivo tazamina avy eny Andohalo

Antananarivo Rovan'i Manjakamiadana

Antananarivo Rovan'i Manjakamiadana ao anatiny

Araben'Antananarivo

Analakely tsena

Antananarivo Analakely

Antananarivo Lapan'ny tanàna

Antananarivo Tsiafahy

Behenjy - Rofia

Behenjy - Mpiasa

Ambatolampy - Tanàna

Ambatolampy - Fanamboarana vilany

Antsirabe

Antsirabe - Tanàna

Antsirabe Tsena

Antsirabe Tsena tohiny

Antsirabe Tsena

Antsirabe - Katedraly

Tazana avy eny ambony

Ranomafana

Parc National Ranomafana

Ranomafana tohiny

Hopitaly Ranomafana

Ranomafana

Alakamisy Ambohimaha

Lalam-pirenena faha-7

Lalam-pirenena faha-7, tohiny

Tendrombohitra hita eny an-dalana

Ambositra

Ambositra - mpandrafitra

Ambositra - mpandrafitra ihany

Ambositra - mpandrafitra tohiny

Fanapahana Geranium

Huile essentielle Géranium

Madagascar Route Ambositra Ambalavao

Lalana Ambalavao

Fidirana Ambalavao

Ambalavao tampon-tanàna

Ambalavao lamba landy

Ambalavao Camp Catta

Tsaranoro

Tsaranoro - Fitsidihana

Tsaranoro - Fitsidihana ihany

Tsaranoro - Tanàna

Tsaranoro - Fianakaviana iray

Mively vary

Sarety

Tsaranoro - mpiandry omby

Mijinja vary

Asa tanim-bary

Tsaranoro

Andringitra

Fianarantsoa - Lalao baskety

Fianarantsoa - Katedraly

Tanim-bary

Page Facebook: Hors-frontières