Mpanjakavavy Elisabeth II : fampiadiana ny lokon'ny elo sy ny akanjo.

 

Mahafinaritra mihitsy mahita ny haingo sy hajan'i Elisabeth II, Mpanjakavavin'i Angleterre, na ahoana toetry ny andro na ahoana. Toy izao ny fampiadiana ny lokon'ny elo sy ny akanjo... fatratra loatra.