Fandresen'i Iony Razafiarison teo amin'ny taranja MMA (Mix Martial Arts)

 

 

Malagasy mamiratra eo amin'ny taranja MMA no nivoaka ho mpandresy tamin'ny fiadiana ny ho tompondaka tamin'ny fifanintsanana MMA Bellator 173 ity. Miarahaba am-panajana ary mandray tànana manokana an'i Iony Razafiarison izay nandavo an'i Sinead Kavanagh teo amin'ny sokajy 65 kg. 
Marihina fa mizaka ny zom-pirenena Frantsay i Iony ary amin'ny anaran'ny ekipa frantsay no niatrehany ny Bellator MMA 2017

Aleo moa izy no hanazava amintsika ny làlana nodiaviny hatreto :

 

 

Indro kosa ny rakitsary manontolon'ny ady nifanaovany tamin'i Sinead ny 24 febroary teo.