Fiaraha-monina

Saika ahitana tanety mirehitra daholo ny manamorona an’iny lalam-pirenena faha-44 mampitohy an’i Moramanga sy Ambatondrazaka ary ny lalam-pirenena... plus
Nifanitsakitro ireo olona tao Toamasina nihazo ireo fasan-drazana nandritra ny andron’ny 1 novambra. Fanadiovana sy fanaterana mari-pahatsiarovana... plus
Tsy mbola mivaha ny olana eo anivon’ny kaominina Toamasina renivohitra mahakasika indrindra ny fitokonan’ireo mpiasa ao aminy. Vao mainka hiha... plus
Olona roa no efa matin’ny aretina hamorotan’alika tany amin’ny distrikan’i Fenoarivo-Atsinanana Faritra Analanjirofo ny herinandro lasa teo. Nahitana... plus
Commune rurale Miarinarivo, anatin'ny distrikan’i Vavatenina, Faritra Analanjirofo. Miisa 29.759 ny mponina ao an-toerana ary 27 km monja miala an'i... plus
Ny alarobia 26 oktobra lasa teo no vita tanteraka ny fampihavanana an’ireo mpianatra ao amin’ny Oniversiten’i Toamasina. Manoloana ireo feo mbola... plus
Niditra an-tsehatra ny Faritra Atsinanana Efa iray volana mehery no nitokona tsy mety miasa ny mpiasan’ny kaominina Toamasina. Fitokonana mitaky ny... plus
Mamahana ny antsasa-manilan’ny mponina eto ambonin’ny tany ny vary. Tsy mbola misy aloha hatramin’izao sakafo hafa maharesy izany fahefany mamahana... plus
Malaza ka be mpitsidika sy mpampiasa ny tambazotran-tranonkala Facebook. Isan’ireo ataontsika hoe andrarezin’ny serasera eran’izao tontolo izao... plus
Asa na dia noho ny fahantrana tokoa na efa tsy fanajana ny fiaraha-monia sy ny maha-olona fotsiny izao fa dia tena maniry ohatry ny anana ny... plus