Politika

Ny alin’ny asabotsy 19 novambra lasa teo, nivahiny mivantana tamin’ny alalan’ny antso an-tariby tao amin’ny onjam-peo RNA Toamasina ireo mpitarika ny... plus
Notontosaina tao amin’ny kianja malalaky ny CRJS Toamasina ny lanonana fanamarihana ny faha-75 taonan’i Amiraly Ratsiraka. Delegasionina mafonja avy... plus
Isan-taona, na fony izy teto an-tanindrazana na efa izy tany ampita, tsy manadino ny datin’ny 4 novambra ireo mpikatroka Arema Toamasina. Tato anatin... plus
Nasiaka ireo avy ao ankolafy telo Toamasina mahakasika ny fanendrena Praiminisitra farany teo. Ny asabotsy 29 oktobra lasa teo, nifamotoana tao amin’... plus
Omer Beriziky izany no (nasaina) notendren'i Andry Rajoelina ho Praiminisitra rehefa avy nifampidinika tamin'ny SADC nandritra ny adin'ny enina izy... plus
Misafotofoto tsy misy andraisana azy intsony ny raharaha politika eto amintsika fa na ireo andrarezin’ny politika aza dia very sy valalanina... plus
Fa maninona tokoa moa ity firenentsika ity no tsy mety afaka krizy sy sahiran-dava izao ? Fanontaniana misy valiny be dia be io saingy tsy fantatra... plus
Manahirana ny saina ihany ny hanoratra lahatsoratra ara-politika tahaka itony ao anatin’ny fotoanan’ny savorovoro toy izao. Manahirana satria tsy... plus
Tonga ny fotoana irosoana amin’ny tena Fahaleovantena ! Tonga ny fotoana anomezana hasiny ny Fiandrianam-pirenena ! Tonga ny fotoana ijoroantsika... plus
Raha misy tokoa fitandrovana ny Tombotsoan’ny olom-pirenena malagsy, tsy itarazoka lava tahaka izao ity transition ity. Tsy misy miraharaha ny... plus