Vaovao avy any am-potony
Ny vaovao.org dia maka ny vaovao avy any ampotony. Ny vaovao aroso anao eto dia tsy dika avy amin'ny gazety fa nalaina avy tamin'ireo namana nanatri-maso sy niaina ny vaovao lazainy.
Ampiasao ny solonanarana serasera.org
Adino? | Hisoratra anarana
Latest News
Bois de rose, rakikira vaovaon'i Olga del Madagascar
Tonga soa ny rakikira "Bois de rose" an'i Olga del Madagascar, CD audio notontosaina teto Italia, ka efa azo afarana sy vidiana manomboka amin'ny alatsinainy 30 aprily izao.Ampatsiahivina… More>>
Boky Hasin-Kabary
FIKAMBANAN’NY MPIKABARY ETO MADAGASIKARASampana Frantsa« Miaro sy manondrotra ny fomba amam-pitenenana malagasy amin’ny alalan’ny kabary»« Izay tia ny tenindrazany,… More>>
GTT International Genève : tokony atao ny fihaonana an-tampony takian’i Amiraly
Ny alin’ny asabotsy 19 novambra lasa teo, nivahiny mivantana tamin’ny alalan’ny antso an-tariby tao amin’ny onjam-peo RNA Toamasina ireo mpitarika ny fikambanana GTT International… More>>
Mamy Brunette
Mamy Brunette,iza moa ianao?Avy any amin'ny faritra atsimo atsinanana ny madagasikara aho.Izany hoe avy ao Manakara ny tena izy.Monina eto Saint-denis (France) amin'izao fotoana izao.Ahoana ny nahatonga… More>>
Toamasina : horavan’ny EMMO-REG ny fitokonan’ny mpiasan’ny Commune
Faha-75 taonan'ny Amiraly Ratsiraka: niavaka ny tao Toamasina
Mpitarika grevin’ny mpiasan’ny kaominina Toamasina rahonana ho samborina
Toamasina-Faha-75 taonan’i Amiraly Ratsiraka : ankalazaina ao amin’ny kianjan’ny CRJS
Isan-taona, na fony izy teto an-tanindrazana na efa izy tany ampita, tsy manadino ny datin’ny 4 novambra ireo mpikatroka Arema Toamasina. Tato anatin’ny taona vitsivitsy, mazanà teny… More>>
Mpiasan’ny Kaominina Toamasina : « Tsy mandray baiko avy amin’i PDS intsony izahay »
Jean Chrys lehiben’ny tarika JB Junior : mahazaka ny anaran-drainy
Zavakanto
Resadresaka tamin'ny Groupe Tsidika
Araka ny nampanantenaina dia nifampiresaka tamin'ireo mpikambana ao amin'ny G.A.T.T. izahay, Groupe Tsidika izay fantatry ny maro amin'ny famoahana horonantsary sy kapila mangilatra mirakitra tantara… More>>
Toe-karena
Maherin’ny 4.000 ireo vazaha tsy manana taratasy ara-dalàna
Politika
Rodobe Toamasina : tsy nanaraka ny fenitra ny fanendrena ny Praiminisitra
Kolotsaina
Festival Jerijery andiany faha-X : Tratra ny tanjona
Fahasalamana
Fahagagana sy ny fahasitranana
Hita maniry etsy sy eroa ankehitrio eto Madagasikara ny fiangonana milaza tena fa manao sy mahavita fahagagana : manasitrana, manala fahasahiranana sy ny sisa. Betsaka amintsika no mametraka fanontaniana… More>>Fety sy lanonana
Fara Andriamamonjy 25 taona nihirana
Feno 25 taona amin'ity 2009 ity ny namoronan-kira sy nihiràna ny Filazantsaran'i Jeso Kristy. 1984 : Fotoana namoronan-kira voalohany 1991 : Album N° 1 "Ny loharanako rehetra dia ao Aminao… More>>
Fikambanana
Association Gasik Art Langres
Ho fankalazana ny fetim-pirenena malagasy ny fikambanana GASK'ARTS dia mikarakara alim-pikoranana ny asabotsy 25 jiona 2011 izao ao amin'ny trano filanonana parc du château 52500 CORGIRNON, ny lanonana… More>>
Fiaraha-monina
Lalam-pirenena faha-44 sy faha-4 : mirongatra mafy ny dorotanety
Fantatrao ve ??
Mihamafana marina ve ny tany iainantsika sa fomban-tany ihany izany
Mampatahotra ny maro satria natao fampitahorana tato ho ato ny hoe « mihamafana ny tany » ka mety ho loza no iafarany. Ho an’ny sarambabem-bahoaka dia marina tsy azo idivirana… More>>
Fanabeazana
Mitokona indray ny mpianatra ao amin'ny oniversité Toliara
Manomboka miharatsy ny toe-draharaha ao Toliara ao, eny amin’ny oniversité eny Maninday. Araka ny vaovao azonay dia migrevy ny mpianatra (nanomboka omaly 28 jolay) avy any amin’ny faritra… More>>
Teknolojia
Nisokatra ny Google+
Nisokatra ny 28 jiona lasa teo ny tolotra iray antsoina hoe Google+ (G+). Mbola vaovao ho an'ny maro tokoa ity G+ ity na dia efa ela aza no niketrehan'i Google azy, ary efa fantatra fa tsy maintsy ho… More>>










Ireto ny lisitry mpandray anjara rehetra amin'ny RSM 2010 Québec : volley-ball - MTL (Atrika)- MTL (Vato Fehizoro)- MTL (VBC Montréal 3)- NYNJCT (Onil' A)- NYNJCT (Btsiboka)- OTW (Zatovon'i… 




