Vaovao hafa

Nalaza fa tian'ny vahiny nasaina hisakafo tao Italia ny mihira tamin'ny taonjato faha-XVI izay fotoana nahazoan'ny artista vahana tokoa tao amin'io...plus
Matetika fandre ny hoe "Ao ambadiky ny lehilahy tafasondrotra avo dia misy vehivavy." Tsy dia izay foana anefa ny tranga fa misy koa ireo lehilahy...plus
Ao amin’ny tanàna kely iray ao avaratr'i Frantsa no miseho ny tantara. Pascal, moana marenina hatramin’ny nahaterahany no mikasa hivady amin’i Marthe...plus
Nanodidina ny tamin'ny 4 ora sy sasany tolakandro teo, androany 3 jolay 2019, dia nifoha tamin'ny torimasony ny afotroa (volkano) Stromboli , nosy...plus
18 taona atý aorian’ ilay fanafihana nampivarahontsana an’izao tontolo izao, dia ny fandarofana tamin’ny fiaramanidina ireo Tilikambo Kambana an’ ny...plus
Andro iraisam-pirenena natokana ho an'ny tantely ny 20 mey. Efa taona maromaro izao io bibikely mahasoa io no voalaza fa tandindomin-doza satria mila...plus
Mandray anjara voalohany amin’ny fampirantiana mandritra ny “ Biennale di Venezia ” i Madagasikara amin’ny alalan’ny sanganasan’i Joël...plus
Maro karazana tokoa ny aretina fa misy koa ny tsy mahavoa afa-tsy olona vitsy dia vitsy eran-tany, toy ny mahazo ny hoditr'i Niah Selway , tovovavy...plus
Ambohipihaonan'ireo namana.serasera.org teny Ampanataovana, Ambohidratrimo , tamin'ny sabotsy 2 martsa 2019 teo. Iny fambolen-kazo iny no tontosa dia...plus
Ny fanjakana italianina raha manitatra ny toerana fijanonan'ny fiara ho andoavam-bola, dia misy fiangonana iray kosa ao Roma nahita hevitra hafa. Tsy...plus
Nodimandry tamin'ny faha-101 taonany i Mary Ellis, isan'ny vehivavy anglisy nanamory fiaramanidina mpiady, indrindra ny Spitfire , nandritra ny Ady...plus
Nandritra ny Vavaka ho an'i Masina Maria Mpanjavavin'ny Lanitra tamin'ny alahadin'ny Pantekoty no nanoloran'ny Papa Ray Masina ny anaran'ireo...plus
Mbola vao 9 volana i Justin no lavo tany Iraq, teo am-panompoana tanindrazana ny rainy, Jonathan Rozier, nefa dia mbola niresaka tamin'i Jessica...plus
Turkia : voasazy tsy mahazo manatrika lalao ao an-kianja mandritra ny herintaona ity ranamana mpanohana ny Denizlispor ity. Saingy tsy tantiny ny tsy...plus
Tsy angano fa tena misy, ary aty amin'ny taona roa arivo, ny tantaran'i Laura Scheel, zaza indianina natsangana sy Matt Grodsky, amerikana, monina ao...plus
Fanomezam-boninahitra farany nataon'ny tanànan'i Utrecht (Olanda) ho an'i Tim Bergling, na i Avicii , mpanakanto sady dj malaza nodimandry tampoka...plus
12 taona lasa izay no nanasarahana an'i Abbigail sy Isabelle, kambana mirahavavy nitambatra teo tamin'ny tratrany. Mbola mahatsiaro ny tebitebiny sy...plus
Afaka 4 andro dia ho feno dimy taona ny fametraham-pialana nataon'i Papa Benoit XVI tsy hitondra ny Eglizy katolika intsony. Taorian'izay dia...plus
Mampalahelo ny tantaran'i Nigel, fa maty irery toy ny naha-irery azy tao amin'ny Nosy Mana nandritra ny dimy taona. Ny nosy Mana, nosy tsisy mponina...plus
Tany amin'ny taona 2012 no niaingan'ity raharaha ity tany Lituanie raha nampiasain'i Robert Kalinkin tamin'ny peta-drindrina i Jesoa sy Maria tamin'...plus