4 febroary : fitsingerenan' ny andro nahaterahan'i ​Jacques Prévert.

 

​Fahatsiarovana ny andro nahaterahan'i ​Jacques Prévert anio.

Poeta frantsay izy sady mpanoratra tantara​ ho an'ny sarimihetsika ihany koa. Teraka ny 4 febroary 1900 ary nodimandry ny 11 avrily 1977. Ny fahatsoran'ny asa-sorany sy ireo tsilalaon-teny nanavanana azy no nahatonga an'i Prévert ho fanta-daza.