"Anganon'ny Mpiandriaka" - Tsilavina Ralaindimby.

 

Efa notontosain'i Tsilavina Ralaindimby tamin'ny taona 2015 ity horonampeo ity, ary nohatsarainy amin'izao fankalazana ny faha-70 taonan'ny "29 martsa 1947" izao, entina hanentanana ny Malagasy hanohy ny tantara, hampita ny fanilo fa "taranaky ny mpiandriaka daholo isika ka tsy handrarak'ilo mbý an-doha."

 

 

 

 

Taorian'izay dia teraka ny loa-bary an-dasy ka isaorana hatrany i Tsilavina nandrakitra an-tsoratra sy nizara izany rehetra izany hotsakotsakointsika rehetra.

 

 

 

Rondro Volantsoa