Kolotsaina

Ny tarika Trait d’Union dia azo adika amin’ny teny malagasy hoe « Tsipi-panohizana ». Toy ny tsipi-panohizana eo amin’ny fomba amam-panao Malagasy sy... plus
Ny « Fitafiana nentim-paharazana Malagasy » no lohahevitry ny lahatsoratra amin'ity fahavalon'ny fifaninanana ny soratononina « Soratonon'2010 » ity... plus
...HEHINAO... Ilay fanenon-tafontrano danihin-johary mitataovovonana no mozika kanto nanaitra ahy sy nampihiratra ny masoko. Nangala-pijery tany amin... plus
...ALIM-PITIA... Nony tonga teo am-baravarana isika dia hoy ianao mantsy aho. “voky tsara ve ianao ?” tsy mbola tapitra akory ilay tsikiko dia efa... plus
...TAKARIVATSIKA... Ilay moka adaladala nanaikitra anao no namoha antsika teo am-pifamihinana. “Amin’ny firy izao” hoy ianao. “Vao amin’ny valo ora... plus
...TSIROM-PITIAVANA... Azafady fa tsy maintsy noraisiko” hoy ianao, “nanontany mantsy izy hoe tsy mangingina ve hono ilaozan-dry dadatoa androany... plus
...OROKAO... Vao nipaika ny ora firavana dia nanao dia maika aho namonjy ny varavarana. Sady nisongona an’I Andry aho no nanao veloma madinidinika... plus
...GAGA NY OLONA… Bongo masom-pifaliana no endrika nentiko nandeha niasa. Tsy tara toy ny isan’andro aho fa anisan’ireo tonga aloha teo anoloan’ny... plus
.....AIZA IANAO.... Niezaka ny hiantso anao aho vao nirava, nefa tsy nety nahazo mihitsy .Mbola tsy tafaverina angamba ianao ilay hoe handeha hamangy... plus
... HAFATRAO ... Tsy haiko na adiny firy aho na adiny firy no resin-tory teo fa nony efa nisasaka ny alina dia nivadika aho dia nianjera tamin’ny... plus