Sarimihetsika

Ity vao tonga amin'ilay fitenin'ny tanora hoe "disodiso tsy mahamôro". Tena nifandiso tokoa ny valopy tamin'ny lanonana lehibe fizarana ny "Oscar ho... plus
" Raha nangotraka sy nivaivay tao Antananarivo, renivohitr'i Madagasikara, tamin'ny resaka politika, i Haminiaina kosa, mpanatontosa sarimihetsika,... plus
Tany amin'ny taona 50' dia fianakaviana roanjato avy tao La Réunion no nangatahana nandeha niasa ny tany tany amin'ny faritr'i Sakay. Roapolo taona... plus
Efa elaela no nahenoana ny sarimihetsika Wrong Connection fa amin'izao dia navoakan'ny mpanatontosa azy tamin'ny Youtube izy ary azon'ny rehetra... plus