Adieu Levelo,
A défaut de « repos kely » car « Manembona anao ô, ny
fo sy ny saina » Levelo a pris un grand repos, le repos de la paix éternelle.
Le net est devenu son « fakitera » le « fakitera nandimby
fakitera, nizara taratasy fa saingy ferapara » pour partager avec tous ses
fans ses œuvres.
Il est parti rejoindre « Rasoanantenaina » « ilay nivoaka sasakalina nandeha namono tena » , malgré tout cela, son départ ne nous empêchera point de chanter et rechanter « iangolao vaitra » « fa itsikitsikio akia dia iangolao vaitra, fa io mamatotra antsika »
Et même s’il est parti « dia niaraka isika » « hanadino ny andro maraina » , adieu à celui qui joué au « kivarivary » car il n’est plus là « hitanisatanisa indray na mampiady karajia » .
Il nous a laissé son message dans « voka-bary » « mifankatiava raha manan’aina » et nous a quitté en nous disant « veloma » « hisaraka vetivety, izahay nefa manantena fa tsy maintsy mbola hihaona any aoriana «
Jean de Britto Marie Gervais Rakotorivelo, nous a quittés physiquement le mardi 04 aout vers 11 heures et demi, à l’âge de 50 ans, suite à une maladie.
Comme Ifanihy et Tselonina ; Levelo était auteur et compositeur de « vazo miteny » , depuis 1982 , Avec son groupe « Levelo » : Levelo lui-même et sa femme Lolona, ils ont déjà enregistré l’album « Mpanarato mody » et « Raha ny olon-tiana »
Du « folk song » au « kalokalon’Imamo » , le label Levelo restera au cœur des ses fans.
Radiovazogasy présente ses sincères condoléances à sa famille et ses proches.
Pour lui rendre hommage RadioVazoGasy continuera d’émettre en boucle ses chansons jusqu’à vendredi, jour de son inhumation à Arivonimamo sa ville natale.

Comments:
1. sylvestre Ravelot
Mamangy @ fahoriana ny fianakaviany,
Aza misosoka alahelo.
Lalankiraisana ny fahafatesana fa tombondalana kosa ny an'ny lasa.
S.Ravelot
2. Sylvestre Ravelot
Misaotra levelo tamin'ny kalo sy vazo ary rotsirotsy Malagasy izay nohirainao,
Tsy hirahira hampadndry adrisa fontsiny akory fa kosa kalo feno anatra mahasoa , na tantara an-kira ,na koa vazo mitanisa ny fiainana andavanadro eto madagasikara.
Mandria ampiadanana Rahalahy.
Dia mbola mamerina ny famangiana amim-pahoriana
ireo havana amantsakaiza izay nankasitraka ny zava-bitany.
Sylvestre Ravelot
3. simp
T@ za vao nianatra gitara dia ny accordn'i levelo no anisan'ny nianarako voalohany. Sady tsara ny hirany (matetika misy manao foana rehefa misy mariazy) no tsy dia sarotra ny mitendry azy... izany rehetra izany no ilazana fa ny halehibeny dia avy @ mahatsotra ny kantony... very olo-manga sy mpanakanto hendratrerany tokoa ny firenena.
I will always remember Iangolao vaitra and Donak'afo.
mandria ampiadanana,
-simp
4. Hery J.
La force de Levelo, ce sont des melodies simples claires et limpides, mais qui vont droit au coeur, des paroles qui revèlent un grand talent d'orateur et de poète du "terroir", inspiré par les hain-teny et fahendrena malagasy.
Qu'il repose en paix, après nous avoir laissé des chansons magnifiques et inoubliables.
5. Antsa
zay sy zandrinay dia mpankafy mivazovazo @gitara mihira ani iangolao vaitra donak'afo dia mankasitraka t@kanto natolotrao mba ho harena anity madagasikara antsika ity
Mandry ampiadanana
6. Antsa

7. Antsa

8. Antsa

9. Afana Nomenjanahary Malaza Hery
Mahafinaritra ny hirany, ny feony ny tonony, ho an'ny olona mila filaminana sy fitoniana. Manampy ihany koa @ ireo teny gasy tsy tontan'ny ela.
Mirary fiononana ho antsika rehetra indrindra fa ny fianakaviana.
10. Afana Nomenjanahary Malaza Hery
Mahafinaritra ny hirany, ny feony ny tonony, ho an'ny olona mila filaminana sy fitoniana. Manampy ihany koa @ ireo teny gasy tsy tontan'ny ela.
Mirary fiononana ho antsika rehetra indrindra fa ny fianakaviana.
11. Afana Nomenjanahary Malaza Hery
Mahafinaritra ny hirany, ny feony ny tonony, ho an'ny olona mila filaminana sy fitoniana. Manampy ihany koa @ ireo teny gasy tsy tontan'ny ela.
Mirary fiononana ho antsika rehetra indrindra fa ny fianakaviana.
12. Afana

13. Afana

14. Afana

15. Zozoro
Mpiray tanàna isika, mpifanila vodirindrina,
Ianao ilay mpikalokalo
Nahavarina ny mpandalo
'zaho kosa ilay mpihaino
sady mpakafy izay vazonao rehetra
Ny korana sy ny etsetra..
fa tsy mba niambahamba
Fa "zanaky ny belamba"
...tsy noheveriko hisy fetra...
Mafy loatra ity famoizana
Nefa any akoatra indray tohizana.
Misaotra velo
Ary mamndria ampiadanana.
16. Zozoro

17. fahamarinana
Isan'ny hira nohiraiko voalohany ihany koa tamin'izany andro mbola mpihira teny ambony tamboho tany Toamasina tany !Mifono fahatsiarovana mahafinaritra sy tsy hay adinoana satria tamin'ny fahatanorana tanteraka e!
Tsy ho adino tokoa fa mipetraka ho rakitra mandrakizay ny hira kanto dia kanto navelany !...Soa nisy Izy !
Faha
18. fahamarinana

19. Zozoro
Mpiray tanàna isika, mpifanila vodirindrina,
Ianao ilay mpikalokalo
Nahavarina ny mpandalo
'zaho kosa ilay mpihaino
sady mpakafy izay vazonao rehetra
Ny korana sy ny etsetra..
fa tsy mba niambahamba
Fa "zanaky ny belamba"
...tsy noheveriko hisy fetra...
Mafy loatra ity famoizana
Nefa any akoatra indray tohizana.
Misaotra velo
Ary mamndria ampiadanana.
20. Zozoro

21. Tenagasy
Mandria am-piadanana Zokibe!
Mpanankanto manana hanitra namerovero tokoa raha samy malagasy!
Saingy ho anay, afaka sokajiana ho sambatra ny tahaka azy satria lasa saingy namela vatofantsika tsy ho lo na ho levon'ny taona maro mifandimby!
Mankasitraka azy izahay zandry!
Miondrika eo anatrehan'ny sitra-pon'Andriamanitra!
Mivavaka ho an'ny fialantsasatry ny fanahiny!
Mirary fiononana feno ho an'ireo tia azy sy tiany, ary koa ny fianakaviany rehetra!
« iangolao vaitra » « fa itsikitsikio akia dia iangolao vaitra, fa io mamatotra antsika » io no tiakoo indrindra sy fihirako isak'izay mandray gitara!
22. Lisa
Misaotra Levelo t@ hiranao rehetra. Dia mandria am-piadanana.
23. Kaias
Misaotra an Zanahary nampindrana an Itompokolahy Levelo, za manaika fa talenta ny fahaizana vazo miteny toy ny azy ireny. Lasa ny fakitera vazo miteny-nay ôôôhhh....
24. Kaias

25. Kaias

26. DadaRabe
Tena fahatsiarovana maro no napetrany. Betsak ny hirany tiako sy fihenoko fahiny. Eny vao haingana mihitsy aho no nihaino azy.
Manantena aho fa ho mora hita ireo rakitra navelany hisy hovidian'ireo izay mpankafy sy izay mbola hankafy.
Ho tahiana anie ny fahatsiarovana azy !
DadaRAbe
27. DadaRabe

28. max2
za de anisy nakafy ny hirany (rasoa nantenaina,tapatapaka moza sns.....)manana ny teny maha kanto azy izy ary manana ny tena talentany izy nandao antsika fa ny kantony kosa navelany ho antsika mpankafy tombodalana ny azy fa isika mbola samy ho any daholo izay no lahatra andriamanitra no nanome ary izy ko no maka efa vita ny adidiny ka lasa izy isika sisa no manoy ny ambiny mandrapahatonga ny ora sy fotona miondrika eo anatrehany vata magatsikan'i ratopokola ny tenako ary maniry fihononana feno ho any fianakaviany manontolo ary mahaiza mitraka mbola misy ny solofony sy dimbiny ary ireo zavakanto mamy maro izay napetrany ho antsika rehetra makansitraka any zokibe levelo andriamanitra anie itantana ny fanahinao
29. max2

30. max2

31. Ratsimbazafy marius
Mpanakanto tokoa i Levelo ary mahafinaritra na ny hirany na ny toetrany. Tadidiko tamin"izy niaraka taminay tao aminy fitotombary Arivonimamo niaraka nihirahira nivazovazo. Tsotra izy ary manan-talenta. Manka-fy tanteraka ny zava-bitany aho.
SN CEG Arivonimamo taona 1982-1983
32. nirina
vao zao a vao nahalala fa nody mandy i tompokolahy Levelo,ka fampiononana ny azoko atao ny fianakaviana sy ny mpakafy rehetra,ary mandry ampiadanana Tompokolahy
33. RASOLOFO
mandria ampiadanana leisy RAHALAHY,malahelo ny fo nefa atao ahoana moa ,fikasana daholo ny antsika olombelona,maniry fiononana feno ho an'ny vady aman-janany sy ny fianakaviana manontolo.Naniry ny mbola ahita an'ialahy aty antany lavitra aty aho nefa.....ny hany azoko atao sisa dia ny hiezaka hikajy sy hikolokolo ny kanto navelan'ialahy.Mandria ampiadanana Levelo.
34. RASOLOFO

35. Michael SIATOTHRO
Merci aux responsables de RADIO VAZO GASY à cet hommage à LEVELO, il est de ma génération et comme beaucoup de malgaches j'aime ses chansons. Misaotra amin' ny fiasanareo loha amin' ny artista malagasy.
36. Michael SIATOTHRO
Merci aux responsables de RADIO VAZO GASY à cet hommage à LEVELO, il est de ma génération et comme beaucoup de malgaches j'aime ses chansons. Misaotra amin' ny fiasanareo loha amin' ny artista malagasy.
37. Diera J HARRISON
Rest in Peace,Mandria am-piadanana ry zokilahy; na dia mbola tanora taty aoriana aza ny tenako dia mpankafy an'i Levelo tanteraka mihitsy ary nandresy lahatra ireo tanora manodidina ahy hoe na dia eo aza ny mozika môderna zay tsy hita zay maharatsy azy dia mbola misy ny mozika malagasy kanto, manankarena tsara lavitra noho izany toy ny mozikan'i Levelo...Kanefa izay moa no lahatra ka dia mirary fionona feno ho an'i Madame Lolona dia enga anie tsy ho faty ny tarika fa hanohy ary vao maika aza hivazo sy hikalo hatrany ny hiran'ny Tompokolahy
Na dia tsy hitanao aza dia hitendry an'Ingolao vaitra amin'ny Valiha aho rahariva ho mariky ny FISAORAKO ANAO ry zokibe...Misaotra, mankasitraka mankatelina REST IN PEACE
38. Diera J HARRISON

39. Lovanirina
Zao vao reko ity vao vao mampalahelo ity
Miondrika am-panajana eo anatrehan'ny zoky raiamaandreny.
Mbola zaza mpitaingi-tamboho izahay tam faraparan'ny taona 80 no tena nahatsiarovako an'ny Levelo voalohany. Hanao Fampisehoana tao soavinandriana Itasy izy tam zay ary nalaza be (izahay moa avy any sangy efa nipetraka teto Tana tamin'io fotoana io). Tsy afaka am-bava ny "Rasoanantenaina" sy ny "kivarivary tamin'izany"
Hafaliana ho ahy ny nahita ny raki-tsary taona maromaro taty aorina
Mankahery ny mpiray tarika sy ny fianakaviana ary ny mpakafy ny kanto rehetra
Enga anie mba hisy handimby ny kanto toa ireny, ho velona hatrany
40. DeanBethany25
It's cool that we are able to receive the loan and this opens new opportunities.
41. geta
Veloma madinidinika masina ka samy tsara eh!