You are here: home> News

News in Zavakanto

16. Tomi Dadarozy

Tomi DADAROZY no solon’anarana ahalalana an’ i RASOLOFOSON Fidy Manantsoa, monina ao Antsirabe  (Madagasikara). Mpikambana ao amin’ny OMDA ( Zon’ny Mpamorona) nanomboka ny… More>>

15. Madagasikaraoké

Madagasikaraoké dia teraky ny fihaonan’i Madagasikara, sy ny fanentanana Karaoké . Tsy mijanona fotsiny amin’ny « karaoké »  tsotra anefa i… More>>

14. Ambondrona

Rehefa vita soa amantsara ary ny fampisehoana nataon'i Ambondrona tao amin'ny Carlton sy Antsahamanitra, herinandro 2 lasa izay, dia niroso i Kix sy ny akamany hifampizara revy indray amin'ireo mpakafy… More>>

13. Malagasy Team Kalo A Capella

MALAGASY TEAM KALO A CAPELLA Singa iray enti-maneho fihetsehana, anaty sy ivelany, ny feo. Maro ny azo ampiasàna azy, fa ny fanehoana azy ara-java-kanto no ijoroan’ny MALAGASY TEAM KALO A… More>>

12. Thiera Bruno

ANDRIAMARO THIERA BRUNO, teraka tao Antananarivo tamin’ny 1954. 1964 : Vao folo taona monja dia nanomboka niakatra an-tsehatra izy ary nanao vakodrazana tao amin’ny tranom-pokonolona… More>>

11. Lalatiana

Niainga tao anatina fianakaviana mpanao zava-kanto ve ianao ?  Ny raiko dia mpamoron-kira sady nanana Tarika nantsoina hoe “Ny Avoko” tamin’ny fotoan’androny. Mpitarika ny… More>>

10. Hantatiana

Hantatiana Ramamonjy,teraka ny 31 oktobra 1982,dia mpihira hafa noho ny fahita satria dia vao fito taona monja dia efa niakatra an-tsehatra, 9 taona no namoaka rakikira voalohany. “La pluie,Fiderana,Faly… More>>

9. Nono Sambava

NONO SAMBAVA dia mpanakanto, mpamoron-kira, tera-tany Malagasy. Teraka tao Sambava (Faritany Avaratra-atsinanan'i Madagascar), ary izay no nahatonga azy nitondra io anarana io. Fony mbola kely izy dia… More>>

8. Tarika Damily

Tamin’ny taona 1987 no niakarako an-sehatra voalohany tao Tongobory Faritany Toliara nisy mpanakanto nandalo nanasa ahy mba hihira .Nahafalifaly ahy tokoa izany ka tsy nahatafandry mandry satria… More>>

7. "SOA FA TIA" Rakikira faharoa Fanja Andriamanantena

Taorian’ny « RAVIN-DOHATAONA », rakikirany voalohany nivoaka tamin’ny taona 2000 dia hivoaka soa aman-tsara indray ny rakikira faharoa izay nampitondrainy ny lohateny hoe «… More>>

6. Lalatiana

Niainga tao anatina fianakaviana mpanao zava-kanto ve ianao ?  Ny raiko dia mpamoron-kira sady nanana Tarika nantsoina hoe “Ny Avoko” tamin’ny fotoan’androny. Mpitarika ny… More>>

5. Modeste Hugues

Miarahaba anareo rehetra   mpamaky ny Radiovazogasy ny tenako Randriamahitasoa Modeste Hugues Malagasy mpanao zavakanto (mozika) , ary mipetraka aty "London… More>>

4. Nogabe Randriaharimalala

Nanomboka tamin'ny fahazazany tao Madagasikara, ilay toerana nahitany masoandro, dia efa nilalao zava-maneno isan-karazany i Nogabe Randriaharimalala.             Nandao… More>>

3. Fantatrao ve i Muriel ?

Fantatrao ve i Muriel ? Muriel tao amin’ny Pazzapa ? Izany foana no fanontaniana rehefa avy mihaino ny sangan’asany. Koa ho an’ireo tsy mahalala na ireo te-hahalala azy bebe kokoa dia… More>>

2. Interview de MOTA une artiste Malgache à la voix jazzy

Bonjour MOTA, pourrais-tu nous parler un peu de toi de tes débuts dans la musique ?Bonjour à vous.Moi c’est Môta, alias Danielle RAHARIVOLA. J’ai commencé à… More>>

1. Endrika vaovao, tanjona tsy miova

Inona daholo tokoa moa ny zavatra vaovao ato? Ny eo amin'ny endrika aloha dia nohavaozina ny Logo-n'ny radiovazogasy.com. I Hery no nanao ny Logo sy nanao ny endrika vaovao. Noezahina hifanaraka amin'ny… More>>
 < 1 2