Eto ianao : Fandraisana> News

Koriam-penina...Tsirom-pitiavana...

Nampidirin'i : raozigasy
Ny : 02/08/2010
Tao amin'ny : Kolotsaina

...TSIROM-PITIAVANA...

Azafady fa tsy maintsy noraisiko” hoy ianao, “nanontany mantsy izy hoe tsy mangingina ve hono ilaozan-dry dadatoa androany alina”. “Dia hoy aho hoe : ny fahanginana efa mahazatra ahy fa ilay hafanana no tsy tantiko, sady ny hafanana aty, hafanana mandomando ka mampamora tsemboka” dia hoy izy “izay aloha e, dia manararaota anefa aloha amin’izany hafanana izany fa rehefa miverina mianatra ange ianao dia hangatsiaka indray e” “eny hoy aho, hanararaotra tokoa moa izany”

Dia nihomehy ianao sady niteny tamiko hoe “hoy I neninay hoe manararaota hono an’izany hafanana  izany fa rehefa miverina mianatra dia hangatsiaka indray” namihina ahy moramora ianao no sady niteny hoe :”mahazo manaraka ny tenin’I neny ve sa mihaino fotsiny” dia  tsy navelanao namaly akory fa tonga dia notsenainao oroka indray ny vavako. Dia hoy indray ianao “andao aloha hiakanjo dia hisakafo kely fa mbola hiantso eo hono I dada fa rehefa tonga any am-piasana hono izy vao miantso”. “tena hisakafo ve hoy aho ?” , “eny hoy ianao amin’ilay feonao sady miangoty no mananihany, ampy izay santatra izay fa rehefa avy isika roa manohy ny lalao, fa tadidio fotsiny hoe taiza isika no nijanona an !!” samy nampiditra akanjo ambony  isika dia nifampitantana nidina ny tohatra.

“Izaho mikarakara ny ao an-dakozia dia ianao mikarakara ny eo ambony latabatra, atsy ny lovia dia ato ny sotro, dia iretsy ny vera” hoy ianao, hany ka nanatanteraka fotsiny sisa no nataoko.

Injay tokoa fa naneno ilay findainao. “Izay dada ary” hoy ianao. Sady nandamina latabatra aho no mitsiky aminao izay somokitra ery mitantara dia mitantara amin-drainao ny fandanianao fotoana aty. Sady mandinika anao miresaka aho no mitsiritra anao ihany koa. Nanantona anao moramora hanidy ny bokotry ny lobakao, nefa dia vao maika natsofokao tany ny tanako no sady nanao baiko moana ianao hoe “milamina ihany”. Dia  nampanarahiko ny voitran-tratranao ny tanako, na sady nampilalaoviko teo an-daingony. “izay aloha ry dada” hoy ianao “fa hikarakara sakafo aho, fa dia asaiko miantso anao izy rahampitso raha vao tonga, tsy maninona na amin’ny firy na amin’ny firy an ! veloma I dada”.”Tonga dia vonoiko ity finday ity fa sady mampidina hafanana no manapak’aina” “aza vonoina” hoy aho “fa ampidino fotsiny ny feony” “hay , dia inona koa no ampidinina ?” hoy ianao nisangy aho no sady nisintona ahy indray ho eo ambony sezalava.

Dia tsy nisy resaka intsony fa tonga dia avy indray ianao miaraka amin’ilay herisetram-pitia nifanaritaka tamiko. Poa toy izay dia afaka ireo akanjontsika efa nomanina hianjera.  Nofihininao aho sady hoy ianao hoe “izay ! tsy hisy hanelingelina antsika intsony eo fa dia ny aina no matezà fa hivoky fitia isika mandra-pilentik’io masoandro io”.

Rehefa avy nifanakalo oroka sy safo teo isika dia hoy ianao hentitra :”avia” , “tsy niambatra aho fa avy hatrany dia nibata anao moramora hiakatra teo amboniko” , tao anaty feo feno fankasitrahana no nandraisanao ahy, nametraka anao hifantsika teo amboniko. Nifanosika sy nifampisintona isika, sady nofihiniko ny valahinao, no nosamborinao an-drangotra ny tratrako sy ny soroko” . Nifampibanjina tao anaty fikimpiam-py ny masontsika, ny vatantsika kosa mifameno toa teny roa nakamban-tsipi-panohizana. “Tiako izany” hoy ianao no sady nohafainganinao fandeha izato andilanao mifanapaka amiko.

Nivadika indray isika, ka nahorirako ianao, no sady nampiadiako  ny vatantsika, toy ireny hety miady ireny. Sady nanaiki-molotra ianao, no nanipy teny mamy sy voambolan-konaina  feno famporisihina. Namikitra ilay hazo fametrahan-tanan’ilay sezalava aho; no sady manaraka ny onjanao, feno sefo sy kiakam-pitiavana. Tsy nisy niteny isika nefa norovitin’ny feontsika ny fahanginana. Ny fidoboky ny dom-batantsika roa mihaona miampy ny feon-taraina avoakanao sy ny trena malefaka ataoko, no antso vonjin’ny fitia sy feo sisa re tao amin’ilay trano foana.

Nifamadika indray mandeha indray isika ka ny lamosinao no nataonao fitaratra hamerina amiko ireo sarin’ny firaisantsika. Rehefa tsy mamikitra ny sorokao aho dia mamikitra ny tratranao mba tsy hanarahintsika ilay fikisaky ny seza. Notazoninao ilay lamban-tseza no sady noraotinao hanaraka ny onjan-dolam-balahinao. Niparasaka ny  ranom-pitiavantsika tao anaty fampiaraham-peo mandrovi-tsihy. Niaraka tapi-tsefo sy tapi-tsento ny efonefom-peontsika. Avy eo isika dia niara-nitrosona teo ambony seza , sady tsy naharay tena no valalanin’ny fitia. Nifampijery isika dia nifanoroka malefaka; nofikirinao aho dia norakofako ilay lamban-tseza isika. “tiako tsiro isika” hoy ianao tao anaty feo an-dalam-paharendremana.  Dia resy isika, resin’ny fitia, sady resin’ny fitiavana.

Hevitra:

1. Yanja

androany aho vao nahafantatra fa hay misy teny malagasy mahalaza ireo teny noeritreretina tsy ho fampiseho masoandro mihitsy rehefa mamaky boky malagasy , mahafinaritra ny fiangolan ny mpanoratra ireo teny satria tafita aty amin ny mpamaky ny iainan ireo mpilalao an tsoratra.

2. Yanja

androany aho vao nahafantatra fa hay misy teny malagasy mahalaza ireo teny noeritreretina tsy ho fampiseho masoandro mihitsy rehefa mamaky boky malagasy , mahafinaritra ny fiangolan ny mpanoratra ireo teny satria tafita aty amin ny mpamaky ny iainan ireo mpilalao an tsoratra.

3. cute

ary noheveriko fa tsy possible mihintsy ny anaovana izany @ teny gasy rano iray kay tena vitan'ilay mpanoratra tokoa!! makasitraka e! soa ihany aho fa mbola mahay teny gasy ka azoko daholo ny description hahaha ;-)

4. andy

mazava tanteraka ny hevitra tiana ampitaina artista no azo hilazana azy mankasitraka e!

5. verozoky

tena mazava tsara ny tin'ny mpanoratra ho lazaina.toa azoko an-tsaina ny zava-nisy .Misaotra eh

6. rabe

mankasitraka e. manan-karena ny voambolana malagasy.

7. ndreary

Mpanoratra ny tena, fa mbola tsy mbola hevitra sy sary an-tsaina @na tantara toy ireny. Mahaliana! Mifaraka sy mizotra ho @ fiavoaran'ny fomba fanoratra takian'ny tontolon'ny serasera ankehitriny ny fomba fanoratra.
Tsipy hevivitra: tsara raha ampanarana ny lasitry ny tantara fampiasa ny endriky ny lahatsorata, izany hoe asehoy ny fotoana sy ny toerana ary manondidina azy, asehoy koa toetoetrin'ny mpandray anjara lalaovina sy ny toen-tsainy, mba hirona @ manaitaitra fotsiny ny mpamaky (ka lasa mpamaky mandray hafatra fotsiny fa tsy mpamaky mpamorom-kafatra). Misaotra . Mahereza!

8. joebily

bravo j'ai adoré7

Hampiditra hevitra






[*] Ilaina