All news
29. Soratonon'2009

Hatramin’ny 7 taona nisiany, ny finaninanana sora-tononina izay karakarain’ny fikambanana Kolo miaraka amin’ny mpampianatra ao amin’ny Inalco dia nanjary isan’ireo ambohi-pihaonan’ny…
More>>
28. Bana Rahalahy

IZA MOA I BANA RAHALAHY? Mpanoratra mpikambana ao amin’ny Havatsa Upem sampana Frantsa – Fikambanan’ny Poeta sy Mpanoratra Malagasy “Union des Poètes et Ecrivains Malgaches…
More>>
27. Paul Andria

Teraka tamin’ny Febroary 1955 tao Vohimarina Lamosina Fianarantsoa, nianatra tao amin’ny Lycée Raharivelo Ramamonjy Fianarantsoa sy tao amin’ny Semipi (sekoly miaramilam-pirenena),…
More>>
26. Hajaina Naomy Andrianasolo

Nahazo ny mari-pahaizana ambony momba ny Fifandraisana sy ny Haisoratra teny amin’ny Oniversiten’Antananarivo i Hajaina ary mbola manohy ny fianarany sady miantsoroka asam-panjakana ihany…
More>>
25. Ilery

"ilery" no solon’anarana nofidiako ho entina amin’ny maha-poety ahy. "ilery", anarana toa fiantson’ireo zatovo matetika, toy ny fantatry ny rehetra nefa koa mifono misitery ka mampametra-panontaniana…
More>>
24. Pissoa

Pissoa ? Ohatra ny tsy manana heviny manokana ilay anarana, toa tsy teny Malagasy akory aza ; nefa tsy mampaninona ahy ny mitondra azy amin'ny lafiny asa-soratra satria io no solonanarana nentina nifampizarana…
More>>
23. Fredy Jaofera

Oviana no nahalalanao sy nampiasanao izao talentanao izao ? Efa ela be tokoa !….Vao folo taona monja aho dia efa nahasoratra tononkalo saingy tsy niteniteny an’iza an’iza aho. Rehefa…
More>>
22. Benasy

Koa indro savaiko amin’ny andalana vitsy ho toy ny sahondra eo ambony vato, ny momba ahy sy ny aingam-panahiko, ho endrik’izay itoerany. Raha niara-niranga tamiko teto Iarivo ny fitiavako…
More>>
21. Sosokevitra momba ny takelaka

Nohatsaraina kely ny takelaka. Toa ny teo aloha dia tsy miova fa mbola afaka mampiditra mpanoratra sy tononkalo ny namana tsirairay. Azo jerena eto ny lisitry ny tononkalo tafiditra ary eto kosa ny lisitry…
More>>
20. Raozigasy

Raozigasy no solon’anarana nofinidin’i Haja Lalaina entiny hamoahana sy hizarana ireo vetsovetsony. Raozigasy satria tambatr’ilay Raozy vonikazom-pitiavana sy ilay Gasy manamarika ny…
More>>
19. Dj Rodman

Dj Rodman ; resadresaka nifanaovana taminy talohan'ny hetsika izay karakarainy amin'ny faha 31 oktobra 2009. nanangona Raozigasy 1. Oviana no nanomboka nanao DJMiarahaba ny mpitsidika ny takelaka serasera.org…
More>>
18. Mami Bastah

RANAIVO Maminirina Ramiandraharisoa no tena anarako ary MAMI Bastah no anarana hoentiko amin’ny maha-mpihira ahy, ankoatry ny mozika dia Mpamboly aho . Ny gadon-kira hiangaliako dia : folk Sy “Musique…
More>>
17. Tomi Dadarozy

Tomi DADAROZY no solon’anarana ahalalana an’ i RASOLOFOSON Fidy Manantsoa, monina ao Antsirabe (Madagasikara). Mpikambana ao amin’ny OMDA ( Zon’ny Mpamorona) nanomboka ny…
More>>
16. Madagasikaraoké

Madagasikaraoké dia teraky ny fihaonan’i Madagasikara, sy ny fanentanana Karaoké . Tsy mijanona fotsiny amin’ny « karaoké » tsotra anefa i…
More>>
15. Ambondrona

Rehefa vita soa amantsara ary ny fampisehoana nataon'i Ambondrona tao amin'ny Carlton sy Antsahamanitra, herinandro 2 lasa izay, dia niroso i Kix sy ny akamany hifampizara revy indray amin'ireo mpakafy…
More>>
14. Malagasy Team Kalo A Capella

MALAGASY TEAM KALO A CAPELLA Singa iray enti-maneho fihetsehana, anaty sy ivelany, ny feo. Maro ny azo ampiasàna azy, fa ny fanehoana azy ara-java-kanto no ijoroan’ny MALAGASY TEAM KALO A…
More>>
13. Thiera Bruno

ANDRIAMARO THIERA BRUNO, teraka tao Antananarivo tamin’ny 1954. 1964 : Vao folo taona monja dia nanomboka niakatra an-tsehatra izy ary nanao vakodrazana tao amin’ny tranom-pokonolona…
More>>
12. Lalatiana
Niainga tao anatina fianakaviana mpanao zava-kanto ve ianao ? Ny raiko dia mpamoron-kira sady nanana Tarika nantsoina hoe “Ny Avoko” tamin’ny fotoan’androny. Mpitarika ny…
More>>
11. Hantatiana

Hantatiana Ramamonjy,teraka ny 31 oktobra 1982,dia mpihira hafa noho ny fahita satria dia vao fito taona monja dia efa niakatra an-tsehatra, 9 taona no namoaka rakikira voalohany. “La pluie,Fiderana,Faly…
More>>
10. Nono Sambava

NONO SAMBAVA dia mpanakanto, mpamoron-kira, tera-tany Malagasy. Teraka tao Sambava (Faritany Avaratra-atsinanan'i Madagascar), ary izay no nahatonga azy nitondra io anarana io. Fony mbola kely izy dia…
More>>