Naka sary mitovy isan-taona nandritra ny 26 taona izy mianaka

 

Lehilahy sinoa iray, Tian Jun, no nahita hevitra naka sary niaraka tamin'ny zanany Tian Li nandritra ny 26 taona isaky ny tsingerintaonan'ilay zanany. Hita eo amin'ny sary ny fitombon'izy mianaka, ny fiovana nisy teo amin'ny fiainany ary ny sary farany ary moa dia manaitra satria ilay zanany indray no mitondra an-drainy.