Landy, Hoby... hankalaza 20 taona tsy misy anao ny Fikambanana ASMF.

 

 

 

Landy, Hoby... mbola sahirana ny sainay rehetra ny hanaiky fa tsy eo intsony ianao.

Indreto koa ny mpiray dabilio, mpiray sekoly taminao fahiny tao amin'ny Kolejin'i Masina Misely Amparibe,
mitondra amboaran-tononkalo nosoratan'i Jean Tino Ravoavy Harimahefa (Tinô), hanomezam-boninahitra anao.

Landy, Hoby... lasa namela mamy toy ny reni-tantely.

 

 

 

 

 

Rondro Volantsoa