Madagasikaraoké

Madagasikaraoké dia teraky ny fihaonan’i Madagasikara, sy
ny fanentanana Karaoké .

Tsy mijanona fotsiny amin’ny « karaoké »  tsotra anefa i Madagasikaraoké fa manentana sy
mihira ireo kanto malagasy sy vahiny ihany koa.

Madagasikaraoké, ihany koa dia « Madagasikara – ok »
amin’ny sehatra fanafanàna korana sy takarivam-pilanonana maro isan-karazany.

Madagasikaraoké dia tsotra : « Tonga ny olona,
dia mihira Madagasikaraoké, mihira izay te hihira, Madagasikaraoké mampifaly,
mitsakitsaky ny mpijery, Madagasikaraoké manentana ; fiaraha-mientana sy
mifampizara korana no tanjona »

Madagasikaraoké dia tsy iza tsy akory fa i Stephanie ,
mpihira tao amin’ny Feon’ala teo aloha, Muriel tao amin’ny Pazzapa ary I Haja www.radiovazogasy.com

Tsy mavesatra ara-pitaovana ny fikarakarana , kanefa ny
kantom-peon’ny mpihira dia ampy hanafana ny lanonana rehetra mety hanasana azy
.

Fandaharam-potoana MADAGASIKARAOKE :
Volana aogositra

Zoma 14 aogositra 2009 :

MOVE MADA miaraka
amin’i Stéphanie sy Muriel

Zoma  21
aogositra 2009 :

MOVE MADA miaraka amin’i Stéphanie sy Muriel

Asabotsy 22 aogositra 2009 :

FLEUR DE TANA miaraka amin’i Stéphanie sy Muriel

Zoma 28 aogositra 2009 :

MOVE MADA miaraka
amin’ i Stéphanie sy Muriel

 

Fanampim-panazavana  :

MADAGASIKARAOKE dia ao amin’ny

FLEUR DE TANA :    ny 22 aogositra 2009

Efitrano fisakafoanana mahazaka
olona 40

Adiresy : 27 rue de Neuilly  / 92 110 Clichy la Garenne France

Famandrihan-toerana  FLEUR DE TANA :     01 47 31 44 55

Manomboka amin’ny 09 ora alina
hatramin’ny sasakalina

Fandraisana  anjara : 20 Euros ahazoana sakafo
malagasy hifidianana sy fandraisana anjara amin’ny fanentanana.  

Metro 13 Mairie de Clichy  / Train SNCF Clichy Levallois (sortie rue de Neuilly)

Fametrahana fiara : rue
Jeanne d’Asnières

MADAGASIKARAOKE dia ao amin’ny  

MOVE MADA ny :     14 / 21 / 28 aogositra
2009

Efitrano fandihizana mahazaka
olona  120  

Adiresy : 03 rue de le Tombe
Issoire / 75014 Paris France.

Famandrihan-toerana MOVE MADA :          06 59 60 75 34

Manomboka amin’ny 09 ora sy sasany alina ka
hatramin’ny 01.00 ora maraina , avy eo dia mitohy amin’ny alim-pandihizana
miaraka amin’ny Dj ny korana

Fandraisana anjara: 10 Euros hahafahana miditra
amin’ny karaoké sy ny fandihizana mandra-maraina  

Metro 06 Saint Jacques  / RER B Denfert Rochereau

Raha mila fanazavana fanampiny  :
06 61 09 30 38
na  contact@radiovazogasy.com