Mpanakanto

Herimahefasoa, nous l'avons connu surtout dans le monde du rock malagasy des années 80' avec le groupe Iraimbilanja . Discret comme il est, on le... plus
Tamin'ny volana jolay teo no tafavoaka soa aman-tsara ny rakikira EP " Mafana " an'i OBOY , tanora malagasy malaza eo amin'ny tontolon'ny rap ao... plus
Raiamandreny tena nitaiza, nanoro sy nananatra ianao, Sefo Nonoh, hany ka nahatsiaro tena ho kamboty tampoka aho nilaozanao tsy nisy serasera, tsy... plus
Rehefa olom-pirenena mahatsapa ny olana sedrain'ny tanindrazany dia tsy mahavita mijery fotsiny fa miezaka avy hatrany mandray izay andraikitra... plus
" Revy feo sy gitara " : izany izao no ketrika nahandro hanasan'ny tarika Ry Faralah antsika rehetra amin'ny 28 martsa 2019 ho avy izao eny amin'ny... plus
Landy, Hoby ... mbola sahirana ny sainay rehetra ny hanaiky fa tsy eo intsony ianao. Indreto koa ny mpiray dabilio, mpiray sekoly taminao fahiny tao... plus
Mpanakanto manana ny mahaizy azy eo amin'ny tontolon'ny reggae ao Madagasikara i Murauskas Gerliano RANAIVOSON - na i Holly Zion eny an-tsehatra. Ny... plus
Isan'ny tanora mankafy mozika ka miezaka mamoaka ny vokatra i El-Kacim , ka ny MK Production - fanafohezana ny Mozika Kolotsaina - etsy... plus
Mahavelom-bolo ny mahita ny vali-babena atolotry ny artista namany sy ireo mpankafy ny sangan'asany ary ireo tia zava-kanto tsotra fotsiny manoloana... plus
Nanomboka tamin’ny tapaky ny volana jolay teo dia i “ Avelao ” an’i JS_Twins no hira re sy hita ombieny ombieny eo anivon’ny tambazotra sosialy. Ilay... plus