Rehefa tsy ho mety ny atao, hono, tain'omby mivadika aza mampianjera

Tsy voatery hoe andro zoma faha-13 na faha-17-n'ny volana ihany no mampitranga itony fa hoy ny ntaolo izay hoe rehefa mety natao, sahobakaka aza mampidi-drano an-taninketsa fa raha tsy ho mety izay izy, tain'omby mivadika aza mampianjera.
Dia rehefa tsy mbola lera dia mitsangana sy misaotra ny Avo aloha ...