Tapatapany

Aujourd'hui, nos téléphones portables sont devenus une extension de notre corps. Ils contiennent des informations précieuses, telles que nos contacts... plus
Andao apetrantsika eto aloha ny tantaran'i "Hallelujah" androany dia mba tsy misy mifanararaotra amin'izay fa lasa resabe izy ity taorian'ny... plus
Mpitsoa-ponenana iraniana teraka tamin'ny taona 1945 i Merhan Karim Nasseri . Dokotera ny rainy ary toa hoe mpitsabo mpanampy ekosezy kosa ny reniny... plus
Nanaraoratra ny fandalovana nandritra ny andro vitsivitsy tao Athènes, renivohitr’i Grèce izahay dia mba nandalo, nitsidika ny “ Maison de Madagascar... plus
Nanomboka tamin'ny taona 1979 tokoa manko, nandritra ny Revolisiona Sosialista tamin'ny fitondran'i Amiraly Didier Ratsiraka, dia tsy maintsy nanao... plus
Mpanohana tsisy fepetra ny Fenerbahçe SK , iray amin'ireo ekipa nalaza indrindra ao Istanbul , i İhsan sy Mümtaz ary tsy mbola nisy lalao tsy... plus
​ Andro vitsivitsy izay dia nahazo vahana any amin'ny tambazotra sosialy Instagram sy Facebook ny fizarana sary " mainty sy fotsy " miaraka amin'ireo... plus
Sary iray mampihetsi-po, amin'izao fotoana fihibohana ho fiadiana amin'ny valan'aretina CoViD-19 izao. I Yael Shapira Avraham , israelita, no nizara... plus
Mandritra ny fotoana izay isian'ny fihibohana noho ny coronavirus dia tsy misy lamesa azon'ny rehetra atrehina intsony ao Italia. Maro, noho izany,... plus
Merci à tous, amis et famille, qui de loin, s'inquiètent vraiment pour nous. Le "Notam" de l'État malgache envers nous vous déroute encore plus. Mais... plus