Rosemary Smith, 79 taona, misedra ny fiara-na Formule1 Renault.

 

 

Anatin'ny fankalazan'ny ozinina mpamokatra fiara Renault ny fahaefapolo taona nandraisany anjara amin'ny Formule1 ity andrana familiana "The Ultimate Test Drive" ity. Rosemary Smith, 79 taona, efa nandray anjara imbetsaka tamin'ny fifaninanan'ny fiara haingam-pandeha no nosafidiany hanao izany. 

Ary mbola tsy mino ho nahavita izay aho, hoy izy smiley