Raha handefa vaovao

Ity takelaka ity no natao dia mba hahafahana manangona ny vaovao avy amitsika rehetra. Rehefa ny fifampizarana marina no miseho dia ho azo itokisana ny loharanom-baovao. Afaka mandray sy mamoaka ny vaovao avy any aminareo izahay, noho izany, arakaraka ny fahafahanay. Na izany na tsy izany dia hahazo hafatra hatrany ianareo isaky ny mandefa vaovao aty aminay.

Raha handefa lahatsoratra ary dia mifandraisa amin'ny adiresy rondro@malagasy.it na hery@serasera.org 

Misaotra

Hery