Fidy hitondra avo ny anaran'i Tsiakoraka ao Paris.

 

Mandalo ao Paris ny namana Fidy, lead vocal ao amin'ny tarika Tsiakoraka, ka hanolotra "cabaret" izy miaraka amin'i Andry, efa mpikambana tao amin'ny tarika ihany koa fa monina any Paris ankehitriny, ary arahan'ny namana artista vitsivitsy. 

Hanasany anao voalohany ary amin'ny asabotsy 23 septambra 2017 amin'ny sivy ora sy sasany alina ao amin'ny "Restaurant Mon Tanà", 76/78 avenue Henri Barbusse, 94460 Valenton. 

Tongava maro hiara-hivazo sy hiara-hahatsiahy ireo hira nitiavanao ny tarika hatramizay ka hatramizao. 

 

 

 

 

Rondro Volantsoa