Landy, Hoby... mbola sahirana ny sainay rehetra ny hanaiky fa tsy eo intsony ianao.
Indreto koa ny mpiray dabilio, mpiray sekoly taminao fahiny tao amin'ny Kolejin'i Masina Misely Amparibe,
mitondra amboaran-tononkalo nosoratan'i Jean Tino Ravoavy Harimahefa (Tinô), hanomezam-boninahitra anao.
Landy, Hoby... lasa namela mamy toy ny reni-tantely.
Rondro Volantsoa