Tapatapany

Nandritra ny Vavaka ho an'i Masina Maria Mpanjavavin'ny Lanitra tamin'ny alahadin'ny Pantekoty no nanoloran'ny Papa Ray Masina ny anaran'ireo... plus
Mbola vao 9 volana i Justin no lavo tany Iraq, teo am-panompoana tanindrazana ny rainy, Jonathan Rozier, nefa dia mbola niresaka tamin'i Jessica... plus
Turkia : voasazy tsy mahazo manatrika lalao ao an-kianja mandritra ny herintaona ity ranamana mpanohana ny Denizlispor ity. Saingy tsy tantiny ny tsy... plus
Tsy angano fa tena misy, ary aty amin'ny taona roa arivo, ny tantaran'i Laura Scheel, zaza indianina natsangana sy Matt Grodsky, amerikana, monina ao... plus
Fanomezam-boninahitra farany nataon'ny tanànan'i Utrecht (Olanda) ho an'i Tim Bergling, na i Avicii , mpanakanto sady dj malaza nodimandry tampoka... plus
12 taona lasa izay no nanasarahana an'i Abbigail sy Isabelle, kambana mirahavavy nitambatra teo tamin'ny tratrany. Mbola mahatsiaro ny tebitebiny sy... plus
Afaka 4 andro dia ho feno dimy taona ny fametraham-pialana nataon'i Papa Benoit XVI tsy hitondra ny Eglizy katolika intsony. Taorian'izay dia... plus
Mampalahelo ny tantaran'i Nigel, fa maty irery toy ny naha-irery azy tao amin'ny Nosy Mana nandritra ny dimy taona. Ny nosy Mana, nosy tsisy mponina... plus
Tany amin'ny taona 2012 no niaingan'ity raharaha ity tany Lituanie raha nampiasain'i Robert Kalinkin tamin'ny peta-drindrina i Jesoa sy Maria tamin'... plus
Sangisangy iray nahatsikaiky ity nitranga tany Montreal, Canada, ity. Noho ny habetsahan'ny ranomandry nilatsaka tany avaratra be tany tato ho ato... plus