Tapatapany

Nandritra ny fifaninanana iraisam-pirenena amin'ny taranja lomano tany Budapest - ny World Masters Championships - dia tsy nitsoraka toy ny rehetra i... plus
Na dia fanta-daza fa isan'ny havanana amin'ny fanodinana sarimihetsika mahavalalanina aza i Tom Cruise, ary na dia efa tanatin'ny herintaona aza no... plus
Ho an'izay mbola tsy lany haika ka milaza fa mbola toy ny toetr'andro taloha ihany ny ankehitriny. Fanazavana an-tsary tsotsotra avy amin'i Antti... plus
Justin Gatlin (sary : Michael Steele) Niondrika teo anoloan'i Justin Gatlin i Usain Bolt tamin'ny fifaninanana ny ho tompon-daka eran-tany amin'ny... plus
Sahirana ny mpanatrika ny fampisehoana, tsy hay intsony izay tiana hojerena na ny artista erý ambony sehatra na i Holy Maniatty mpandika teny ho an'... plus
Nanao fanambarana ny Printsy Henrik an'i Danimarka fa raha tonga ny andro hahafatesany dia tsy any amin'ny fasana hisy ny Mpanjakavavy Margrethe II... plus
I Torch Tower dia isan'ny trano mijoalajoala avo indrindra ao Dubai : 337 metatra ny haavony ary misy rihana 79. Nirehitra izy alina (alakamisy... plus
Anatin'ny fankalazan'ny ozinina mpamokatra fiara Renault ny fahaefapolo taona nandraisany anjara amin'ny Formule1 ity andrana familiana "The Ultimate... plus
Tapitra teo ny tantaram-pitiavan'i Olga Pronina sy ny soavaly vý-ny. Olga, tovovavy rosiana fantatra amin'ny solon'anarana #monika9422 eo amin'ny... plus
Nanomboka tamin'ny taona 2011 no nanao andri-maso ity vaingandranomandry any amin'ny tendrontany atsimo​ ity ny manam-pahaizana noho izy efa... plus