Submitted by lonjokely on Mon, 03/27/2017 - 13:09 Tany Hong Kong no niseho ny tantara : raha mbola nihaminkamina toy ny mahazatra, niandry ny hahatongavana eny amin'ny rihana ambony ny olona dia nidina tampoka tery ilay tohatra. 17 no isan'ny naratra vokatr'izany.