Tohatra elekitrika niverin-dàlana

 

Tany Hong Kong no niseho ny tantara : raha mbola nihaminkamina toy ny mahazatra, niandry ny hahatongavana eny amin'ny rihana ambony ny olona dia nidina tampoka tery ilay tohatra. 17 no isan'ny naratra vokatr'izany.