I Toetra RAJA no maneho amintsika etoana ny tsiambaratelon'ny angaly ampiasainy amin'ny famoronana tononkalo. Mivelatra eto anivon'ny aterineto ny... plus
Mpanakanto
Henintsoa Mirija RAZANADRABE, fantatra amin’ny solon’anarana oe Nantto na Nato. mitovy karazana amin’ny varongy ny nato. Somary malefadefaka izay izy... plus
Mpanakanto anisan’ny manana ny talenta nomen’Andriamanitra azy i Hanitra. 15 taona izy dia efa nanomboka nihira teny anivon’ny fiangonana ka ny... plus
RAKOTOMALALASON Jean Olivier, fantatra amin’ny solon’anarana hoe « MALALASON » eo amin’ny diam-penina, nanomboka nanoratra (tononkalo, tantara,... plus
Resadresaka momba ny boky : « Six poètes malgaches d’expression malgache » Tsy zava-baovao eo amin’ny haisoratra malagasy ny fandikana tononkalo. Ny... plus
Ho fiaraha-miasa amin'ny poeta hafa tsy malagasy dia indro aparitaka amintsika ity fifaninana ity. Niniana tsy nadika amin'ny teny malagasy ilay izy... plus
Chers tous, les amis de Shoan Je suis une amie de longue date à Shoan, en fait nous sommes cousines par alliance, si on peut appeler ca comme ca…... plus
IZA MOA I BANA RAHALAHY? Mpanoratra mpikambana ao amin’ny Havatsa Upem sampana Frantsa – Fikambanan’ny Poeta sy Mpanoratra Malagasy “Union des Poètes... plus
RANAIVO Maminirina Ramiandraharisoa no tena anarako ary MAMI Bastah no anarana hoentiko amin’ny maha-mpihira ahy, ankoatry ny mozika dia Mpamboly aho... plus








