Azon'ny Nasa sary ny ISS nandalo teo anoloan'ny masoandro nandritra ny fanakona-masoandro tamin'ny 21 aogositra 2017.

 

Nandritra ny fanakona-masoandro noho ny fandalovan'ny volana teo anoloany ny 21 août lasa teo dia azon'i Joel Kowsky sary tamin'ny tsy nampoizina ny ISS (International Space Station) niserana teo anoloan'ny masoandro nandritra ny segondra vitsivitsy. Avy tany Banner (Wyoming) no nahatazanana azy.

 

Heviteny

ary manao ahoana ny tohiny raha toa ka azony ny sary ino e vokatra azo