Ny lakolosin'ny katedralin'i Utrecht niraondraona ny hiran'i Avicii ho fanomezamboninahitra farany azy.

 

Fanomezam-boninahitra farany nataon'ny tanànan'i Utrecht (Olanda) ho an'i Tim Bergling, na i Avicii, mpanakanto sady dj malaza nodimandry tampoka tamin'ny 20 aprily 2018 teo tamin'ny faha-28 taonany.