Vahaolana amin'ny tsy fahampian'ny toerana hanorenana trano an-tanàn-dehibe : efitrano fiasana ambany tetezana.

 

Manoloana ny olana eo amin'ny tsy fahampian'ny toerana hanorenana trano intsony an-tanàn-dehibe dia toy izao no hevitra hitan'i Fernando Abellanas entina miady amin'izany : efitra fiasana ao ambany tetezanana ao Valencia.