Last News

Tany amin'ny taona 50' dia fianakaviana roanjato avy tao La Réunion no nangatahana nandeha niasa ny tany tany amin'ny faritr'i Sakay. Roapolo taona...
Misy akony eo amin'ny vatan'olombelona ny fipetrahana maharitra eny amin'ny habakabaka. Voamarina tamin'ny fiverenan'i Scott Kelly tety amin'ny...
Araka ny Lalàm-panorenana; Araka ny Fifanarahana Momba ny Fanafoanana ny endrika rehetra isehoan'ny fanavakavahana ny vehivavy; Araka ny Fifanarahana...
Any Angleterre any ankehitriny dia misy tolotr’asa ho an’ny mpandala ny vita nanahary ka maniry ny hiasa miboridana tanteraka. Tsara ny karama satria...
Efa am-polony maro - mety efa an-jatony aza izay - ireo nandray anjara tamin'ny lalao #resimpitiachallenge nentanin'i Shyn ao amin'ny facebook :...
​ Ny Agro-Main-Ville ao Romainville (Paris) dia tetikasa izay mikendry indrindra ny hamokarana sy hamatsiana legioma isan'andro ny tanàn-dehibe​...
Tsy maka lagy, tsy be tatasiaka fa mamaly bontana fotsiny mba tsy handaniana andro sy jiro amin'ny fifandonan-kevitra tsy mitera-bokatsoa valin-...
Omaly asabotsy 21 janoary tamin'ny 9 ora sy fahatelony alina (GMT) no niondrana tanatin'ny fiaramanidina hitondra azy an-tsesitany any Guinée...
Mpianatra romena 16 no namoy ny aina tao Verona, Italia avaratra, ny alin'ny 20 janoary lasa teo, raha niharan-doza ka nirehitra mihitsy ny fiarabe...
Dia nohavaozina androany izany ny vaovao.org. Misaotra antsika izay mpankafy hatrany.