Teo am-panomanana rakikira vaovao i George Michael raha nindaosin'ny fahafatesana tamin'ny volana desambra iny. " Misy hira iray tena nifantohany...
Last News
Voninahitra sy hafaliana ho anay mpiandraikitra ny takelaka Vaovao.org tokoa ny nihaona sy niresadresaka tamin’i Jean Christian Randriamalaza teto...
“ Ny fianarana no fitaovam-piadiana matanjaka indrindra hahafahana manova izao tontolo izao ”, io tenin’i Nelson Mandela io no filamatra entin’ny...
Isan'ny vaovao mahafinaritra sy ireharehan'ny Malagasy monina eto Italia sy i Madagasikara iray manontolo ny nanolorana mari-pankasitrahana an'i...
Julio Rakotononahary na Raziliò dia isan'ny malagasy kalaza amin'ny fitendrena gitara beso. Ny mpitendry zava-maneno moa dia tsy be mpahalala loatra...
Hanomboka anio 24 septambra ny fampirantiana miompana indrindra momba ny rarin-tsihy ka nomena ny lohateny hoe "Ny Rariny sy ny Tsihiny". Etsy amin'...
Nihofahofa nanomboka omaly ao amin'ny masoivohom-pirenena amerikana eny Antehiroka, Antananarivo ny saina miloko avana, taorian'ny vono-olona...
" Massavana " no fanomezana atolotr’i BI.BA (Bingy Band ), ho antsika nanomboka tamin’ny volana mey teo. Massavana dia isan’ireo andevo 150 nentin’ny...
Anarana iray manomboka mamiratra eo anivon’ny lalao kitra zandriny ao Roma i Jean Freddi Pascal GRECO , zaza malagasy natsangana fianakaviana...
Tamin'ny dobodobok'amponga no nifamotoanan'ny mpiserasera tamin'ny tambazotra sosialy androany, nanao hetsika fanairana sy fanamelohana ny haratsiam-...







