Mpanakanto

Dj Rodman ; resadresaka nifanaovana taminy talohan'ny hetsika izay karakarainy amin'ny faha 31 oktobra 2009. nanangona Raozigasy 1. Oviana no... plus
RAKOTOMALALASON Jean Olivier, fantatra amin’ny solon’anarana hoe « MALALASON » eo amin’ny diam-penina, nanomboka nanoratra (tononkalo, tantara,... plus
Resadresaka momba ny boky : « Six poètes malgaches d’expression malgache » Tsy zava-baovao eo amin’ny haisoratra malagasy ny fandikana tononkalo. Ny... plus
Ho fiaraha-miasa amin'ny poeta hafa tsy malagasy dia indro aparitaka amintsika ity fifaninana ity. Niniana tsy nadika amin'ny teny malagasy ilay izy... plus
Chers tous, les amis de Shoan Je suis une amie de longue date à Shoan, en fait nous sommes cousines par alliance, si on peut appeler ca comme ca…... plus
IZA MOA I BANA RAHALAHY? Mpanoratra mpikambana ao amin’ny Havatsa Upem sampana Frantsa – Fikambanan’ny Poeta sy Mpanoratra Malagasy “Union des Poètes... plus
RANAIVO Maminirina Ramiandraharisoa no tena anarako ary MAMI Bastah no anarana hoentiko amin’ny maha-mpihira ahy, ankoatry ny mozika dia Mpamboly aho... plus
Tomi DADAROZY no solon’anarana ahalalana an’ i RASOLOFOSON Fidy Manantsoa, monina ao Antsirabe (Madagasikara). Mpikambana ao amin’ny OMDA ( Zon’ny... plus
Teraka tamin’ny Febroary 1955 tao Vohimarina Lamosina Fianarantsoa, nianatra tao amin’ny Lycée Raharivelo Ramamonjy Fianarantsoa sy tao amin’ny... plus
Nandrianina Maevatiana no anarana nasalotro ny tenako eto amin’ny sehatry ny kanto. Maeva74 kosa no solon’ anarana fampiasako amin’ny fifaneraserana... plus