Last News

Sary iray mampihetsi-po, amin'izao fotoana fihibohana ho fiadiana amin'ny valan'aretina CoViD-19 izao. I Yael Shapira Avraham , israelita, no nizara...
Mandritra ny fotoana izay isian'ny fihibohana noho ny coronavirus dia tsy misy lamesa azon'ny rehetra atrehina intsony ao Italia. Maro, noho izany,...
Misy làlam-pirenena vitsivitsy any Japon (any Okinawa ohatra, na Tottori, Shizuoka, Hiroshima,..) manome feon-kira rehefa misosa eo amboniny ny fiara...
Biby an-tapitrisa maro no namoy ny ainy tamin'ilay doro-tanety goavana tao Aostralia nanomboka tamin'ny volana septambra 2019. Azo lazaina fa efa...
Nalaza fa tian'ny vahiny nasaina hisakafo tao Italia ny mihira tamin'ny taonjato faha-XVI izay fotoana nahazoan'ny artista vahana tokoa tao amin'io...
Matetika fandre ny hoe "Ao ambadiky ny lehilahy tafasondrotra avo dia misy vehivavy." Tsy dia izay foana anefa ny tranga fa misy koa ireo lehilahy...
Ao amin’ny tanàna kely iray ao avaratr'i Frantsa no miseho ny tantara. Pascal, moana marenina hatramin’ny nahaterahany no mikasa hivady amin’i Marthe...
Nanodidina ny tamin'ny 4 ora sy sasany tolakandro teo, androany 3 jolay 2019, dia nifoha tamin'ny torimasony ny afotroa (volkano) Stromboli , nosy...
18 taona atý aorian’ ilay fanafihana nampivarahontsana an’izao tontolo izao, dia ny fandarofana tamin’ny fiaramanidina ireo Tilikambo Kambana an’ ny...
Andro iraisam-pirenena natokana ho an'ny tantely ny 20 mey. Efa taona maromaro izao io bibikely mahasoa io no voalaza fa tandindomin-doza satria mila...