Tany amin’ny taona 1989 no nananganan’i Haingo, Fidy, Gesta ary Steve (Ra-Leka) ny tarika Squartz raha mbola mpianatry ny sekoly Sainte Famille tao...
Last News
Lehilahy sinoa iray, Tian Jun, no nahita hevitra naka sary niaraka tamin'ny zanany Tian Li nandritra ny 26 taona isaky ny tsingerintaonan'ilay zanany...
Afaka 4 andro dia ho feno dimy taona ny fametraham-pialana nataon'i Papa Benoit XVI tsy hitondra ny Eglizy katolika intsony. Taorian'izay dia...
Mampalahelo ny tantaran'i Nigel, fa maty irery toy ny naha-irery azy tao amin'ny Nosy Mana nandritra ny dimy taona. Ny nosy Mana, nosy tsisy mponina...
Tany amin'ny taona 2012 no niaingan'ity raharaha ity tany Lituanie raha nampiasain'i Robert Kalinkin tamin'ny peta-drindrina i Jesoa sy Maria tamin'...
Sangisangy iray nahatsikaiky ity nitranga tany Montreal, Canada, ity. Noho ny habetsahan'ny ranomandry nilatsaka tany avaratra be tany tato ho ato...
Izao no vokatry ny hafainganam-pandeha diso tafahoatra. Tany Santa Ana, Californie, no nitranga ny loza. Rehefa diso nirimorimo loatra ilay fiara ka...
Tovovavy tailandezy 18 taona i Supatra Sasuphan, na i Nat ho an'ireo namany akaiky. Taizan'ny " aretin'i Ambras " izy, izay antsoina ihany koa hoe "...
Philippines no tena mpamokatra ny abaca , na ny Musa Textilis amin'ny anarany siantifika raha toa ka Musa Paradisiaca ny fiantso ny akondro mahazatra...
" Manohitra ny fankahalana amin'ny fitiavana sy ny fahaiza-mamorona, hoy i Ibo Omari sy ny fikambanany, "Die kulturellen Erben" , mampita hafatra...









