Last News

Hanomboka ny alarobia 04 Novambra 2009 ny fandefasana tantara ao amin'ny www.radiovazogasy.com , anisan'ny nanoratra tantara holalaovina amin"izany...
Dj Rodman ; resadresaka nifanaovana taminy talohan'ny hetsika izay karakarainy amin'ny faha 31 oktobra 2009. nanangona Raozigasy 1. Oviana no...
Ry tapaka sy namana, Maro ianareo no namaly ny antsonay tamin'ity taona ity. Ny Ekipa Soratonon'2009 dia misaotra anareo nanatrika sy nandray anjara...
Fisaorana no atolotra ireo rehetra nandray anjara mivantana tamin'ny soratononina nokarakarain'ny fikambanana Kolo Malagasy izay natao ny asabotsy 24...
RAKOTOMALALASON Jean Olivier, fantatra amin’ny solon’anarana hoe « MALALASON » eo amin’ny diam-penina, nanomboka nanoratra (tononkalo, tantara,...
Resadresaka momba ny boky : « Six poètes malgaches d’expression malgache » Tsy zava-baovao eo amin’ny haisoratra malagasy ny fandikana tononkalo. Ny...
Ho fiaraha-miasa amin'ny poeta hafa tsy malagasy dia indro aparitaka amintsika ity fifaninana ity. Niniana tsy nadika amin'ny teny malagasy ilay izy...
Hatramin’ny 7 taona nisiany, ny finaninanana sora-tononina izay karakarain’ny fikambanana Kolo miaraka amin’ny mpampianatra ao amin’ny Inalco dia...
Hatramin’ny 7 taona nisiany, ny finaninanana sora-tononina izay karakarain’ny fikambanana Kolo miaraka amin’ny mpampianatra ao amin’ny Inalco dia...
IZA MOA I BANA RAHALAHY? Mpanoratra mpikambana ao amin’ny Havatsa Upem sampana Frantsa – Fikambanan’ny Poeta sy Mpanoratra Malagasy “Union des Poètes...