Fisaorana

Ry
tapaka sy namana,

Maro ianareo no namaly ny antsonay tamin'ity taona ity.
Ny Ekipa Soratonon'2009 dia misaotra anareo nanatrika sy nandray anjara
tamin'ity edisiona faha-7 ity.

Manantena izahay fa hampandroso ny fahalalana ny fitsipika sy ny
fototry ny teny malagasy ireo fifanakalozan-kevitra nandritra iny fihaonana
iny.

Mino koa
izahay fa ny loha hevitra nofidiana dia hanosika antsika handalina hatrany ny
atao hoe  "fihavanana".

 

Jereo
ao amin'ny tranokalan'ny fikambanana ny anaran'ireo nahazo loka
:

www.i-teny.org

http://soratonon2009.blogspot.com

 

Ankafaliana lehibe no hihaonanay aminareo indray amin'ireo hetsika
kolo ho avy  sy ny fifaninanana
Soratonon'2010â.

 

Madra-pihaoana indray.

 

Mamy
ANDRIANARIVONY

Filohan'ny fikambanana KOLO.  
   

Ireo mpiara-miasa