Last News

...ALIM-PITIA... Nony tonga teo am-baravarana isika dia hoy ianao mantsy aho. “voky tsara ve ianao ?” tsy mbola tapitra akory ilay tsikiko dia efa...
...TAKARIVATSIKA... Ilay moka adaladala nanaikitra anao no namoha antsika teo am-pifamihinana. “Amin’ny firy izao” hoy ianao. “Vao amin’ny valo ora...
Raha misy tokoa fitandrovana ny Tombotsoan’ny olom-pirenena malagsy, tsy itarazoka lava tahaka izao ity transition ity. Tsy misy miraharaha ny...
...TSIROM-PITIAVANA... Azafady fa tsy maintsy noraisiko” hoy ianao, “nanontany mantsy izy hoe tsy mangingina ve hono ilaozan-dry dadatoa androany...
...OROKAO... Vao nipaika ny ora firavana dia nanao dia maika aho namonjy ny varavarana. Sady nisongona an’I Andry aho no nanao veloma madinidinika...
...GAGA NY OLONA… Bongo masom-pifaliana no endrika nentiko nandeha niasa. Tsy tara toy ny isan’andro aho fa anisan’ireo tonga aloha teo anoloan’ny...
Nahoana no tsy voaloha ny karaman’ny fonksionera raha tsy misy ny findramam-bola avy any ivelany ? Nahoana no tsy harifomba ny toera-pitsaboana...
.....AIZA IANAO.... Niezaka ny hiantso anao aho vao nirava, nefa tsy nety nahazo mihitsy .Mbola tsy tafaverina angamba ianao ilay hoe handeha hamangy...
... HAFATRAO ... Tsy haiko na adiny firy aho na adiny firy no resin-tory teo fa nony efa nisasaka ny alina dia nivadika aho dia nianjera tamin’ny...
...ANTSONAO... Saika tara aho, nefa sady tsy nihinan-kanina maraina, no tsy naha-pasoka akory. Revo teo am-pibanjinana ilay sarinao ka na I Andry...