30 segondra handravonana ny fiovan'ny toetr'andro tanatin'ny zato taona.

 

Ho an'izay mbola tsy lany haika ka milaza fa mbola toy ny toetr'andro taloha ihany ny ankehitriny.

Fanazavana an-tsary tsotsotra avy amin'i Antti Liponnen, mpikaroka ao amin'ny "Finnish Meteorological Institute" ao Helsinki, Finlandia.