Dobo filomanosana mangarahara eny amin'ny rihana faha-42 mba ahafahana mitazana izay ao ambany tongotra.

 

Tsy mba natao ho an'ireo saro-panina ity dobo filomanosana ao amin'ny Market Square Tower ao Houston (Texas) ity.

Eny amin'ny rihana faha-42 no misy azy, ary misy ampahany vita amin'ny "plexiglass" matevina (20 cm)  natao mihoatra ny vatan'ny ilay trano avo ka eny amin'ny 150 metatra miala amin'ny tany ianao izany no mitazana ny arabe ao ambany tongotrao ao. 

Raha mandalo any ianao dia mba mitsidiha ao e.