Handray anjara amin'ny Amboara COSAFA ny Barea-Madagasikara

 

Nambara izany fa handray anjara amin'ny fiadiana ny amboaran'ny COSAFA izay hatao any Namibie, ny 11 ka hatramin'ny 25 jiona izao, ny ekipa malagasy Barea.

 

 

 

 

Toy izao ny fitsinjarana ireo ekipa :

 

Vondrona A ahitana an'i :
- Zimbabwe
- Swaziland
- Seychelles
- Madagasikara


Vondrona B ahitana an'i :
- Malawi
- Angola
- Lesotho
- Maurice

 

Eo amin'ny ampahefa-dalao izany dia :
- Afrika Atsimo hifanandrina amin'izay voalohany ao amin'ny vondrona B
- Botswana hihaona amin'i Namibie
- Zambie hifandona amin'izay voalohany ao amin'ny vondrona A 
- RD Congo hiady amin'i Mozambique