Ity izany no hoe voa roa ohatry ny mangala-badin'olona ka sady tandindomin-doza no voabaraka.

 

Angamba rehefa madiditra dia mba mila asiana "fivoahana raha misy loza" ihany ny trano fa raha sendra ny nahazo an-dranamana ity dia tena lafolafo ihany ny sandany an !... sady mbola alain'ny mpifanilabodirindrina sary ihany koa. 

laughlaughlaugh