Kambana lahy sy vavy ho an'i Cristiano Ronaldo.

 

Tamin'ny alalan'ny siokam-boronkeliny no nampahafantaran'i Cristiano Ronaldo an'izao tontolo izao ny fahatongavan'izy mianadahy kambana, i Mateo sy Eva : "Faly loatra aho afaka mitrotro ireto fitiavana roa lehibe amin'ny fiainako"

Toa an'i Cristiano Junior, teraka tamin'ny taona 2010, dia reny nanaiky hitondra an-kibo, monina any amin'ny faritra andrefan'i Etazonian'i Amerika any, no nahazoany azy mianadahy ireto.

 

 

 

 

 

 

Heviteny

:D