Lolona Randriamampianina eto Parisy

Iza moa Lolona Randriamampianina ?

Anarana: Randriamampianina
Fanampiny: Harivololona
Anarana maha-mpanoratra: Lolona Randriamampianina (LR)
Fotoana nanoratana: 30 taona mahery
Isan'ny tononkalo voasoratra:

 Isan'ny tononkalo voasoratra: 700 eo ho eo
isan'ny boky efa nivoaka: 2 "Ifaliana" 2010- "Fitia" 2011
tokotanin-tsoratra: Andriamanitra-Fitiavana-Tanindrazana-Fiainana amin'ny
ankapobeany
Eo am-panomanana nyboky faha 3
Misy rakin-kira sy rakin-tsary efa nivoaka: "Ifaliana" ahitana ireto
mpihira ireto izay mihira ny tononkalon'i LR: Fanja Andriamanantena-Rija
Ramanantoanina-Bodo-Lilie-Anyah-Felaniary-Kiady-Luk-Rola Gamana

Mpikabary, mpikambana ao amin'ny FIMPIMA( talean'ny
mpikambana sy ny famokarana faritany FIMPIMA Antananarivo)

Manoratra sombin-tantara, isany 2, mbola tsisy nivoaka

manambady, manan-janaka 3
asa an-davanandro: mpitsabo nify