Mpandika teny amin'ny fihetsika miventy ny rap eny ambony sehatra ho an'ireo tsy afaka mandre.

 

Sahirana ny mpanatrika ny fampisehoana, tsy hay intsony izay tiana hojerena na ny artista erý ambony sehatra na i Holy Maniatty mpandika teny ho an'ny olona tsy mandre. 

Tsy atao sakana eo amin'ny fiainana tokoa ny fahasembanana.