Soratononina 09 Jona 2012

Salama e,

Faly manasa anao ho tonga amin'ny fifaninanana soratononina ny
fikambanana KOLO izay hatao ny asabotsy 9 jiona 2012 ho avy izao.

Indro hitanao etsy ambany ny fandaharam-potoana momba izany.

Ny toerana :

INALCO – Efitrano 4.07

65, Rue des Grands Moulins

75 013 PARIS

 

Ny fitaterana :

 

- ligne 14 - station Bibliothèque François Mitterrand

- RER C : station Bibliothèque François Mitterrand

 

Autobus :

- lignes 27, 62, 64, 132, N31 - arrêt Patay - Tolbiac

- ligne 83 - arrêt Olympiades

- ligne 89 - arrêt Bibliothèque François Mitterrand

 

Ny fandaharam-potoana :

14h00 : Fandraisana ny mpifaninana

14h20: Teny fanolorana sy fampatsiahivana ny fepetra mifehy
ny soratononina

14h30: Adina sokajy 2 sy sokajy 1

15h30: Fitsarana ny  adina sy fifantenana ny nahazo loka

16h30: Famelabelarana fohy momba ny Hosodoko malagasy

16h45: Fizarana ny loka

17h00 : Teny famaranana