Tsy ho ela intsony izany dia azo jifaina ny Nokia 3310, amin'ny endriny vaovao.

 

Efa natsidika teto ihany ity vaovao ity hoe hamerina an-tsehatra ny Nokia 3310 ny HDM Global. Ka dia toy izao izany izy amin'ny endriny vaovao : marevaka, lehibebe kokoa ny efijery, maharitra 22 ora ny fahana raha hiresahana ary 1 volana raha tsy ampiasaina, aterineto 2G, fakantsary 2 MPixel, toerana fitehirizana 16Go ho an'ny sary sy ny sisa. Mbola ao daholo ny kilalao nahazatra antsika, indrindra ilay bibilava. Toy izany koa ny feony raha maneno.

 

Très marrant ce "nouveau" #Nokia 3310. Agréable en main, ultra-léger et vintage #MWC17 pic.twitter.com/C5O8bKlyti

— Grégoire Martinez (@Gregoire_fr) 26 febbraio 2017